FOTODRAFITRASA ARA-PANATANJAHANTENA

FOTODRAFITRASA ARA-PANATANJAHANTENA

Ankoatra ny fanaraha-maso ny fikarakarana ny fandraisana ny Afrobasket U18 vehivavy hatao ao Antsirabe dia nohararaotina ihany koa ny fotoana mba hitsidihana ny fotodrafitrasa ara-panatanjahantena sy nijerena ny fandrosoan’ny asa. ANTSIRABE: Kianja mitafo ao...