par Dir Com | Août 29, 2022 | Dircom
Notanterahina ny alakamisy faha 26 Aogositra 2022 tetsy amin’ny « Le Carat » Ambatofotsy, ny laha-dinika an-databatra boribory eo amin’ny fanamafisana ny haitaky eo anivon’ny Andrim-panjakana sy ny Minisitera, hahafahana mampitombo ny...
par Dir Com | Août 25, 2022 | Dircom
Noraisin’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA tao amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha ny 24 Aogositra 2022 ny ekipam-pirenena ANKOAY izay niatrika ny fiadiana ny Afrobasket U18 zazalahy sy zazavavy. Voalohany eo amin’ny tantaran’ny Basket ball U18...
par Dir Com | Août 22, 2022 | Dircom
Natao ny 20 Aogositra 2022 tao amin’ny kianja Maitre Kira Toliara, ny lanonam-panokafana amin’ny fomba ofisialy ny fifaninanana nasionaly ara-panatanjahantena iraisan’ny mpiasam-panjakana na ny ASIEF (Association Sportive Interministérielle pour...
par Dir Com | Août 16, 2022 | Dircom
Taorian’ny lalao dia nisy ny fihaonana teo amin’Andriamatoa Minisitra TINOKA Roberto sy ireo mpikambana ao amin’ny FIBA AFRICA izay notarihan’ny Filohany, Andriamatoa Anibal Manave. Nampita ny fiarahabana an’i Madagasikara ny FIBA Africa...
par Dir Com | Août 16, 2022 | Dircom
MADAGASCAR 54 / 81 EGYPTE Miarahaba ny ekipan’i EGYPTE sokajy lehilahy ary ny ekipan’i MALI sokajy vehivavy voahosotra tompondakan’i Afrika nandritra ny fiadiana ny Afrobasket U18, izay natao ny faha 04 hatramin’ny 14 Aogositra 2022. Tonga...