FIOFANANA MAHAKASIKA NY ALAVOLY SY NY FIALAMBOLY.

FIOFANANA MAHAKASIKA NY ALAVOLY SY NY FIALAMBOLY.

Notanterahina ny 16 septambra 2022 tetsy Ankorondrano ny fampiofanana izay natokana ho an’ireo Tanora avy ao amin’ny FIMPITENOTA, Fikambanan’ny Mpianatra Terak’i Nosy Be eto Antananarivo. Nahitana mpikambana lahy sy vavy miisa 22, izay...
FORUM D’CLIC PRO

FORUM D’CLIC PRO

Tanterahina ny faha 15 hatramin’ny 16 septambra 2022 ao amin’ny « Mining Business Center » Ivato ny fifanankalozan-kevitra « D-CLIC PRO » izay mitondra ny lohahevitra « Fahafahana mampiofana sy fampananan’asa ho an’ny tanora ary fahaiza-manao...
TARANJA ATLETISMA : CATO CLUB BEZAHA

TARANJA ATLETISMA : CATO CLUB BEZAHA

Tonga nijery ireo atleta 6 mianadahy avy ao amin’ny CATO CLUB Bezaha ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa TINOKA Roberto ny 8 septambra 2022 ary avy hatrany dia nandray ny andraikitra mahakasika ny fodian’ireto atleta izay tokony...
JMJ MADA X

JMJ MADA X

Notanterahina ny faha 04 septambra 2022, tao Antsahatanteraka Antsirabe ny lamesa famaranana ny JMJ andiany faha 10. Tonga nanome voninahitra izany ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa TINOKA Roberto sy ireo mpikambana ao amin’ny...