par Dir Com | Oct 3, 2022 | Dircom
Nitohy ny faha 30 septambra 2022 tetsy Ankorondrano ny fampiofanana izay natokana ho an’ireo Tanora avy ao amin’ny FIMPITENOTA, Fikambanan’ny Mpianatra Terak’i Nosy Be eto Antananarivo. Nahitana mpikambana lahy sy vavy miisa 22, izay mpianatra...
par Dir Com | Oct 3, 2022 | Dircom
Notanterahina ny 30 septambra 2022 tao amin’ny Academie Nationale des Sports Ampefiloha ny famoahana ara-pomba ofisialy ireo mpanabe ara-panatanjahantena teo anivon’ny « Gendarmerie » izay miisa fito ambin-roa polo (27). Notolorana ny « Certificat de...
par Dir Com | Sep 27, 2022 | Dircom
Ny 21 septambra lasa teo no natokan’ny firenenana mikambana ho fankalazana ny andro iraisam-pirenenana ho an’ny fandriampahalemana. « FAMPITSAHARANA NY FANAVAKAVAHAM-BOLON-KODITRA, FANORENANA FANDRIAMPAHALEMANA MAHARITRA » no lohahevitra amin’ity taona 2022 ity....
par Dir Com | Sep 23, 2022 | Dircom
Ho fanamarihana ny faha 1.000 ny fandefasana fandaharana izay natokana ho an’ireo tanora dia nikarakara hetsika fankalazana izany ny ONG Studio Sifaka ny 21 septambra 2022. Natao nifanindran-dalana tamin’ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho...
par Dir Com | Sep 23, 2022 | Dircom
Ny 21 septambra 2022 no andro natokana hanamafisana ireo foto-kevitra manodidina ny fandriam-pahalemana sy ny tsy fanaovana herisetra izay notanterahana tetsy amin’ny Maison commune des Nations Unies, Andraharo. « Manorina fandriam-pahalemana, manafoana ny...