par Dir Com | Oct 25, 2022 | Dircom
Tonga soa an-tanindrazana ny delegasiona Makis vehivavy avy niatrika sy niaro ny voninahim-pirenena nandritra ny Rugby Africa Women’s Cup tany Tunisie ny 14 hatramin’ny 22 oktobra 2022. Nivoaka laharana voalohany tao amin’ny vondrona C nisy azy ireo...
par Dir Com | Oct 25, 2022 | Dircom
Notanterahana ny 24 oktobra 2022 ny lanonana fanolorana mari-pankasitrahana ho an’ireo vondron-tanora izay nahazo ny amboara tamin’ny fifaninanana Hack4Peace sy ny YouthMobile, izay tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny « Journée des Nations Unies »...
par Dir Com | Oct 25, 2022 | Dircom
Tonga nitsidika ny Minisiteran’ny Tanora sy Fanatanjahantena ny tompon’andraikitra vitsivitsy avy ao amin’ny Nosy La Réunion izay nisy an’i Ramatoa Patricia Profil izay mpanolotsainam-paritra momba ny fanatanjahantena sy ny kolontsaina,...
par Dir Com | Oct 17, 2022 | Dircom
Tamin’ity taona 2022 ity, ny YouthConnekt Afrika dia mandray ny fivoriana fahafito niarahan’ireo komity mpitantana avy amin’ny Minisitera misahana ny Tanora mikambana ao anatin’ny YouthConnekt izay tarihan’ny Minisitry ny Tanora sy ny...
par Dir Com | Oct 17, 2022 | Dircom
Notontosaina ny 13 oktobra 2022 ao Kigali renivohitr’i Rwanda ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny fivoriam-be andiany faha-5 iraisan’ireo Minisitera misahana ny Tanora mikambana ao anatin’ny YouthConnekt Afrika Summit. Ny YouthConnekt Africa Summit, dia...