TETIKASA OBS MADA.

TETIKASA OBS MADA.

Notanterahana ny 27 oktobra 2022 teny amin’ny Ibis akorondrano ny atrikasa narahana ady hevitra nanaovana ny tomban’ezaka ary ny drafitr’asa manaraka mahakasika ny tetikasa OBS Mada. Ny tanjona amin’izany dia ny hahafan’ireo tanora manodidina ny 7...