par dsimjs | Oct 22, 2020 | Non classé
Ho fampiharana ny paik’ady vaovao hitsinjovana ireo tanora, izay napetraky ny Minisitry ny tanora sy fanatanjahantena,Atoa TINOKA Roberto, dia manatanteraka fidinana ifotony aty amin’ny Faritra Androy ny delegasiona izay tarihin’ny Ramatoa Tale...
par dsimjs | Oct 20, 2020 | Non classé
Ny Minisiteran’ny tanora sy fanatanjahantena dia mampanao fifaninana sary famantarana (Logo) vaovao.Io voalaza amin’ny afisy io ny mombamomba izany.Mandraisa anjara ary!!!
par dsimjs | Oct 16, 2020 | Non classé
Nanatanteraka valan-dresaka ho an’ny mpanao gazety ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena mahakasika ny fandaharan’asa « YouthConnekt Madagasikara Fanoitra » izay sehatra iray ampivondronana ny tanora mpiantsehatra amin’ny...