par dsimjs | Nov 7, 2020 | Non classé
Niainga anio tolakandro ny delegasionina malagasy voalohany hihazo an’i Abidjan. Ny mpilalao rehetra hafa dia hanainga rahapitso any amin’ny toerana misy azy ireo tsirairay avy. Tsy maintsy ao anaty fanajana tanteraka ny fepetra ara-pahasalamana no...
par dsimjs | Nov 6, 2020 | Non classé
Mandeha araka ny tokony ho izy ny fanomanana ireo lalao 2 izay hihaonan’i Madagasikara sy Côte d’Ivoire ny faha-12 sy faha-17 ny volana Novembre izao. Araka ny efa noresahina teo aloha dia misy ny Comité mixte de préparation izay iarahan’ny Ministeran’ny Tanora...
par dsimjs | Nov 6, 2020 | Non classé
Raha tiana ny hanangana sy hanana fiarahamonina na fokontany miaina anaty filaminana dia tomponandraikitra voalohany amin’izany ny mponina ao aminy. Izay no anisany filamatra voizina amin’ity tetik’asa fametrahana fandriam-pahalemana maharitra na «...
par dsimjs | Nov 6, 2020 | Non classé
Nihaona mivantana tamin’ny Minisitry ny tanora sy ny fanatanjahantena,Atoa TINOKA Roberto,anio 05/11/20, tetsy amin’ny toeram-piasany,Ambohijatovo, ny mpanazatra ny ekipa nasionaly Barea,Atoa DUPUIS Nicolas.Lahadinika nandritra an’izany ny...
par dsimjs | Nov 2, 2020 | Non classé
Tanora mpandraharaha sy tanora manana tetikasa maro avy eto Antananarivo sy avy eny amin’ny Faritra no tonga nampiranty ny asan’izy ireo nandritra ny hetsika YouthConnekt natao tao amin’ny Novotel ny 30, 31 oktobra 2020. Manan-talenta ny tanora...