par celcom | Déc 27, 2021 | Jeunesse
Hatramin’ny niantombohan’ny fankalazana ny herinandro maneran-tany ho an’ny fandaharahana dia Tanora mpandraharaha 12 no nahazo tosika avy amin’ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ka nahafahan’izy ireo nampiranty sy...
par celcom | Déc 27, 2021 | Jeunesse
Fototry ny hari-karena faobe eto Madagasikara ny fambolena sy fiompiana noho izy foto-piveloman’ny 80% ny mponina. Miha-mihena anefa ny tahan’ny fandraisana anjaran’ireo tanora amin’io sehatra io ka mahatonga azy ireo handao ny taniny eny...
par celcom | Déc 27, 2021 | Jeunesse
Tontosa ny zoma 05 novambra 2021 tao amin’ny Hôtel Colbert Antaninarenina ny atrikasa natao hamantarana sy hamahana ireo karazan’ olana mety hampandringa sy hampihitsoka ny ezaka efa natao eo amin’ny lafiny haitaky na « plaidoyer » ataon’ny...
par celcom | Déc 27, 2021 | cat_jeuness, Jeunesse
Noraisin’i Ramatoa Minisitra lefitra misahana ny Tanora Juliana Tahina Ratovoson.ny Solontena maharitry ny PNUD Madagascar Natasha Van Rijn ny alatsinainy faha 11 oktobra. Nodinihana tamin’izany ny fanomanana ny dian’ny delegasiona malagasy hiatrika ny Fihaonambe...
par celcom | Nov 29, 2021 | Celcom
Nanomboka ny taona 2017 i Madagasikara no niatrika voalohany ny Fihaonana antampon’ny YouthConnekt Africa. Hatramin’izao dia miezaka sy tsy mikely soroka ny fitondram-panjakana malagasy sy ireo mpiara-miombon’antoka mikatsaka mandrankariva ny fomba...