par celcom | Mar 15, 2022 | Jeunesse
Amin’ity taona 2022 ity dia hatomboka any amin’ny Faritra Ihorombe, Menabe ary Alaotra Mangoro ny fijerena sy fanaraha-maso ny fahasalaman’ireo Tanora. Noho izany dia notontosaina io maraina io teny amin’ny Centre d’Infectiologie Charles...
par celcom | Mar 15, 2022 | Jeunesse
Tao arian’ny fitsidihan’i Ramatoa Minisitra lefitra misahana ny tanora tao @ distrikan’i Anosibe An’ala dia tsy nandalo fotsiny tao Moramanga izy fa nifampiresaka tamin’ireo tompon’andraikitra mahakasika ny andraikitra raisina...
par celcom | Mar 15, 2022 | Jeunesse
SOKAFANA INDRAY AO ANATIN’NY FIFANDRIMBONAN’NY TANORA Manana Maison des Jeunes ny tanora ao an’Anosibe an’Ala saingy fsy nisitraka izany ireo tanora noho izy zary lasa fitoeran’entana efa simba sy lao efa an-taonany maro. Mandritra izao...
par celcom | Mar 15, 2022 | Jeunesse
Manatanteraka atrik’asa ho fanavaozana sy fandikana amin’ny fiteny frantsay ny boky fampiofanana ny tanora« Life skills » ny eo anivon’ny « Direction générale de la Jeunesse » miaraka amin’ireo teknisiana eo anivon’ny Ministra Lefitra misahana ny tanora sy ny...
par celcom | Mar 15, 2022 | Jeunesse
Potika vokatry ny rivo-doza ANA ny efitrano fianarana iray eto amin’ny EPP Vohibola, ZAP Anosibe an’ala. Izay no hita maso ao anatin’ny fidinan’ny Ministra Coach » ny Faritra Alaotra Mangoro, Ramatoa Juliana RATOVOSON, no sady Minisitra...