Ny 28, 29 ary 30 jona ho avy izao no hankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny fanatanjahantena. Andao hitaiza vatana amin’ny alalan’ny fanatanjahantena : vatana salama, saina matsilo, antoky ny fampandrosoana.
Fanavaozana ny politika nasionalin’ny tanora (PNJ) : dingana lehibe ho an’ny tanora malagasy.
Notanterahana ny 23 desambra 2025 teny amin'ny QG Tanora, Ankorondrano, ny fivoriana voalohany izay mahakasika ny fanavaozana ny politika nasionalin’ny tanora (PNJ) . Ao anatin’ny ezaka fanohanan’ny Fanjakana ny tanora malagasy sy manoloana ireo fiovana...








