FIFIDIANANA ny Filankevitry ny Tanora eo anivon’ny Kaominina (CCJ) eto Antananarivo

📢 FAMPAHAFANTARANA : MIHEMOTRA NY FIFIDIANANA NY CCJ ANTANANARIVO! 🇲🇬
Ry tanora rehetra eto Antananarivo,
Nahemotra amin’ny 20 DESAMBRA 2025 ny FIFIDIANANA ny Filankevitry ny Tanora eo anivon’ny Kaominina (CCJ) eto Antananarivo, araka ny hita ao amin’ny afisy.
Daty lehibe tokony hotadidina :
🗓 FARAN’NY FISORATANA ANARANA : 12 DESAMBRA 2025
🗳 DATIN’NY FIFIDIANANA : 20 DESAMBRA 2025
Ity fanemorana ity dia natao mba hamaliana ny fangatahan’ireo fikambanana maniry ny mbola handray anjara ka analavàna ny fe-potoana hametrahana ireo antontantaratasy. Izao no natao mba hiantohana ny fandraisana anjara betsaka sy mivelatra amin’ny rehetra.
Ny any amin’ny faritra hafa kosa dia ny datin’ny 29 novambra no hanatanterahana ny fifidianana.
Miaraka Manorina ny ho avy, Misorata Anarana !

Autre Articles

Rapport sur le partage d’information sur « Les compétences à la vie courante ou Life Skills » lors de la célébration de la Journée Internationale de la Jeunesse à Ambalavao.

Déroulement de l’activité : Le partage d’information sur les compétences à la vie courante à l’endroit des jeunes figurait parmi les activités prévues dans le cadre de la célébration de la Journée Internationale de la Jeunesse qui s’est tenue à Ambalavao du 12 au 14...

Rapport sur le partage d’information sur « Les compétences à la vie courante ou Life Skills » lors de la célébration de la Journée Internationale de la Jeunesse à Ambalavao.

Date :             13 Août 2014 Lieu :              Salle de fête de la Mairie d’Ambalavao Heures :          11h30min Facilitateur : RAKOTONDRAMANANA Samy Naivo, Chef de Service d’Appui Organisationnel/DPaD Participants : 116jeunes garçons et filles âgés de 13 à 35...