KIANJA BAREA MAHAMASINA

Nisy ny fitsidihana ny fandrosoan’ny asa izay atao ao amin’ny kianja BAREA Mahamasina ny alatsinainy 1 Febroary 2021.

Kianja; izay handraisana ny lalao CAN 2021, hifandonan’i Madagasikara sy Niger ny faha-30 Martsa 2021.

Araka izany, nanatanteraka  fidinana ifotony teny an-kianja ireo solotenam-panjakana nisy ny avy eo amin’ny fiadidina ny Repoblika, ny Ministeran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena, ny Federasionina  Malagasy ny Baolina Kitra ary ny mpanazatra Nicolas Dupuis.

STADE  BAREA MAHAMASINA.

Dans la journée du 1er  Février 2021, le représentant de la Présidence de la République, le représentant du Ministère de la Jeunesse et des Sports, la Fédération Malagasy de Football et le coach Nicolas Dupuis ont accompli une descente  au Stade de Barea Mahamasina pour constater  l’avancement des travaux. Ce stade est prévu accueillir le prochain match  de la CAN 2021 entre Madagascar et  Niger le 30 Mars 2021.