TARANJA VOLLEY-BALL

27 septembre 2021 Com Com 0

Tanteraka soamantsara anio Alahady faha-26 septambra 2021 teny amin’ny Gymnase Ankorondrano ireo lalao famaranana ny fiadiana izay ho Tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny taranja Volley-ball. Ny […]

MORONDAVA : KIANJA MANARAPENITRA

24 septembre 2021 Com Com 0

Amin’izao fandalovan’ ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa MAMOD’ALI Hawel ao Morondava anio 23 Septembra 2021 izao dia tonga niverina nijery ifotony  ny […]