Tsipy kanetibe : noraisin’ny minisitra ireo mpilalao malagasy tompondaka eran-tany.
Noraisin’ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa RASAMBANY Alain Désiré, tao amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina, ny 3 novambra 2025, ireo mahery fo malagasy voahosotra […]