Ireo dingana nisongadina notanterahan’ny minisitera : nisy ny tatitra natao tamin’ireo mpiara-miasa nandritra ny fananganan-tsaina
Nitarika ny fananganan-tsaina ny alatsinainy 24 novambra tetsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy fanatanjahantena Mahamasina ny minisitra RASAMBANY Alain Désiré. Nanotrona izany ny Sekretera Jeneraly, ireo […]