Fisokafan’ny loharanom-baovao : fanovana entin’ny minisitry ny tanora sy ny fanatanjahantena vaovao ho an’ny mpanao gazety rehetra.
Hisokatra malalaka ho an’ny mpanao gazety rehetra ny loharanom-baovao eo anivon’ny Minisiteran’ny tanora sy ny fanatanjahantena mba hisian’ny mangaraharaha . Azon’ny solontenan’ny mpanao gazety hatrehana […]