par Dir Com | Oct 31, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Notanterahana ny 30 oktobra 2025 tao amin’ny Lapan’ ny Kolontsaina sy ny Fanatanjahantena, Mahamasina, ny fihaonana teo amin’ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa RASAMBANY Alain Désiré sy ireo solontenan’ny fikambanan’ny tanora maro...
par Dir Com | Oct 31, 2025 | Francais, Francais tout, Mjs actualité a la une
Le 30 octobre 2025, une rencontre s’est tenue au Palais de la Culture et des Sports Mahamasina entre le Ministre de la Jeunesse et des Sports, Monsieur Alain Désiré RASAMBANY, et les représentants de plusieurs organisations de jeunesse, notamment GEN Z Madagascar,...
par Dir Com | Oct 31, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Ho fampiroboroboana ny fanatanjahantena eto Madagasikara, nihaona tamin’ireo solotenan’ny federasiaonina ara-panatanjahantena malagasy ny Minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena, Andriamatoa RASAMBANY Alain Désiré, ny 30 oktobra 2025 tao amin’ny...
par Dir Com | Oct 31, 2025 | Francais, Francais tout, Mjs actualité a la une
Dans le cadre de la promotion du sport à Madagascar, le Ministre de la Jeunesse et des Sports, Monsieur Alain Désiré RASAMBANY, a rencontré, le 30 octobre 2025, les représentants des fédérations sportives malgaches au Palais de la Culture et des Sports à Mahamasina....
par Dir Com | Oct 30, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Tontosa ny 29 oktobra 2025 tetsy amin’ny QG Tanora Ankorondrano ny fanaovan-tsonian’ny fifamindram-pahefana teo amin’ny minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena vaovao, Andriamatoa Alain Desiré RASAMBANY sy ny minisitra teo aloha MARSON Moustapha Abdulah. Nandritra...