par Dir Com | Sep 3, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Taorian’ny fandraisana makotroka ny Barea an’i Madagasikara teny Mahamasina dia notoloran’ny Filohan’ny Repoblika, Andriamatoa Andry Rajoelina, marim-pankasitrahana teny amin’ny lapam-panjakana Iavoloha ireo mpilalao sy ny tomponandraikitra eo anivon’ny Federasiona...
par Dir Com | Sep 3, 2025 | Francais, Francais tout, Mjs actualité a la une
Après l’accueil triomphal réservé aux Barea de Madagascar au stade de Mahamasina, le Président de la République, Andry Rajoelina, a remis des distinctions honorifiques aux joueurs ainsi qu’aux responsables de la Fédération Malgache de Football, le lundi 1er septembre...
par Dir Com | Sep 1, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Nigadona an-tanindrazana ny alahady 31 aogositra 2025 ireo mpilalaon’ny Barea an’i Madagasikara rehefa avy niady ny lalao famaranan’ny CHAN 2025 tany Kenya izay nifanandrinany tamin’ny ekipan’i Maroc. Na dia teo aza ny faharesena telo noho roa dia dingana lehibe no...
par Dir Com | Sep 1, 2025 | Francais, Francais tout, Mjs actualité a la une
Les Barea de Madagascar sont rentrés au pays le dimanche 31 août 2025, après avoir disputé la finale du Championnat d’Afrique des Nations (CHAN) 2025 au Kenya, face à l’équipe du Maroc. Malgré une défaite sur le score de trois buts à deux, ce parcours marque une étape...