Volley-ball U-16 : Vonona ireo zatovovavy malagasy hiaro ny voninahim-pirenena any Tunis
Notoloran’ny fitondram-panjakana tarihin’ny Filohan’ny Repoblika, Andriamatoa Andry Rajoelina ny tapakila, ny vatsin-dalana, ary ny anto-bola ho fandraisana anjara amin’ny « Championnat d’Afrique des Nations» ireo mpilalao […]