par Dir Com | Juin 20, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Ny alakamisy 19 jona 2025 teo dia nandray ny Association Khoja Shia de Madagascar (ASKIAM) ny minisitra MARSON Moustapha. Tonga izy ireo nanolotra fitaovana ara-panatanjahantena ho an’ny tonora sy ny atleta malagasy. Mitsinjara toy izao ireo fitaovana natolotra:...
par Dir Com | Juin 20, 2025 | Francais, Francais tout, Mjs actualité a la une
Le jeudi 19 juin 2025, le Ministre de la Jeunesse et des Sports, Monsieur MARSON Moustapha, a reçu une délégation de l’Association Khoja Shia de Madagascar (ASKIAM). Cette dernière est venue procéder à une remise officielle d’équipements sportifs destinés aux jeunes...
par Dir Com | Juin 17, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Ny 28, 29 ary 30 jona ho avy izao no hankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny fanatanjahantena. Andao hitaiza vatana amin’ny alalan’ny fanatanjahantena : vatana salama, saina matsilo, antoky ny fampandrosoana.
par Dir Com | Juin 17, 2025 | Francais, Francais tout, Mjs actualité a la une
Les 28, 29 et 30 juin prochains auront lieu la célébration de la Journée Internationale du Sport. Ensemble, prenons soin de notre corps à travers le sport : un corps sain, un esprit vif, gages du développement.
par Dir Com | Juin 17, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Nisy ny fihaonana tamin’ny mpanao gazety ny talata 17 jona 2025 tetsy amin’ny lapan’ny Kolontsaina sy ny Fanatanjahantena Mahamasina mahakasika ny fankalazana ny andro Iraisam-pirenena ho an’ny Fanatanjahantena. Nitarika izany ny Minisitry ny Tanora sy ny...