par Dir Com | Juin 30, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Notoloran’Andriamatoa Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, MARSON Moustapha , ny certificat de reconnaissance ny 29 sy 30 Jona 2025, Andriamatoa JEAN-CLAUDE sy andriamatoa RANDRIANJATOVO Nicolas Xavier, mpiasa eto anivon’ny Minisitera. Ho an’andriamatoa...
par Dir Com | Juin 30, 2025 | Francais, Francais tout, Mjs actualité a la une
Les 29 et 30 juin 2025, Monsieur MARSON Moustapha, Ministre de la Jeunesse et des Sports, a décerné un certificat de reconnaissance à deux agents du ministère : Monsieur JEAN-CLAUDE et Monsieur RANDRIANJATOVO Nicolas Xavier. Monsieur JEAN-CLAUDE occupe actuellement le...
par Dir Com | Juin 30, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Alahady 29 jona 2025, nankalazaina tamin’ny fomba manetriketrika ny andro Iraisam-pirenena ho an’ny Fanatanjahantena teto Antananarivo. Nisy ny Trail Urbain izay nampivondrona ireo mpankafy hazakazaka amin’ny sokajin-taona rehetra. Nirefy 6 kilometatra ny halaviran’ny...
par Dir Com | Juin 30, 2025 | Francais, Francais tout, Mjs actualité a la une
Le dimanche 29 juin, la célébration de la Journée Internationale du Sport a été marquée par l’organisation d’un Trail Urbain, réunissant des passionnés de course à pied de différentes tranches d’âge. Le parcours, long de 6 km, a débuté à Ankorondrano pour se terminer...
par Dir Com | Juin 27, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Nodimandry ny alakamisy 26 jona 2025, teo amin’ny faha-73 taonany Andriamatoa Alexandre Edmond Beranto, olo-manga sady olo-panjakana niavaka teo amin’ny sehatry ny fanatanjahantena malagasy. Atleta tanteraka izy, satria nandray anjara tamin’ny taranja fanatanjahantena...