LIFESKILLS FANOITRA

LIFESKILLS FANOITRA

Anisan’ny asa sy vina ary paikady napetraky ny Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA ny hisitrahan’ny tanora maherin’ny 3000 ny fampiofanana LIFESKILLS FANOITRA izay karakarain’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena...
FANOMANANA NY LALAON’NY NOSY ANDIANY FAHA 11

FANOMANANA NY LALAON’NY NOSY ANDIANY FAHA 11

Taorian’ny fivoriana ara-teknika momba ny lalaon’ny nosy andiany faha-11 izay niarahana tamin’ireo Filohan’ny Federasionina sy ireo Tale Teknika eo anivon’ny federasiona tsirairay avy ny 28 febroary 2023 lasa teo dia efa miditra tanteraka...
FANOMANANA NY JEUX DE LA FRANCOPHONIE ANDIANY FAHA 9

FANOMANANA NY JEUX DE LA FRANCOPHONIE ANDIANY FAHA 9

Ho fanomanana ny fiatrehana ny lalao iraisan’ny firenena miteny frantsay na ny  » Jeux de la Francophonie  » andiany faha 9 izay ho tanterahina any Congo Kinshasa ny 29 jolay hatramin’ny 6 Aogositra 2023 hoavy izao dia nanatanteraka fivoriana izay...