
SKOTISMA: FITSIDIHANA ARA-POMBA OFISIALY
Tonga nihaona tamin’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA amin’ny maha Minisitra mpiahy ny Tanora azy tao amin’ny toeram-piasany Ambohijatovo ny Filohan’ny Tily sy Mpanazava eto Madagasikara
Tonga nihaona tamin’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA amin’ny maha Minisitra mpiahy ny Tanora azy tao amin’ny toeram-piasany Ambohijatovo ny Filohan’ny Tily sy Mpanazava eto Madagasikara
Nihaona tamin’ireo solotenan’ny tanora sy filoham-pikambanana samihafa tao Toamasina ny Tale Jeneraly misahana ny Tanora, Ramatoa Tsikitsiky RAZANAMASY
Notanterahina ny faha 24 martsa 2023 tao amin’ny Académie Nationale des Sports Ampefiloha ny « RENCONTRES DE L’ANS » andiany voalohany.
Nandray ny Filohan’ny Federasionina Malagasy Jeu d’échecs, Andriamatoa Ramalanjaona ANDRIANANTENAINA, tao amin’ny biraony Ambohijatovo ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahatena
Tonga nitsidika am-panajana an’ Andriamatoa Andre Haja RESAMPA, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, ny masoivohon’ny Japon miasa sy monina eto Madagasikara, Andriamatoa ABE Koji
Copyright © DSI 2025