DIABEN’NY VEHIVAVY

DIABEN’NY VEHIVAVY

Ho fanamarihana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy izao dia nanatanteraka diabe niainga teo amin’ny kianja mitafo Ankorondrano hatrany amin’ny kianja Alarobia ireo vehivavy rehetra eto anivon’ny Minisitera izay teo ambany...
FITSIDIHANA ARA-POMBA OFISIALY

FITSIDIHANA ARA-POMBA OFISIALY

Tonga nitsidika tamin’ny fomba am-panajana an’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, teto amin’ny toeram-piasany Ambohijatovo ny mpanazatra ny ekipam-pirenena BAREA, Andriamatoa Nicolas DUPUIS,ny 06 martsa 2023. Niarahaba sy nirary soa...