par Dir Com | Mar 20, 2023 | Dircom
Tonga nitsidika tamin’ny fomba am-panajana an’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, teto amin’ny toeram-piasany Ambohijatovo ny Filohan’ny Federasionina Malagasy ny taranja Basketball, Andriamatoa Jean Michel RAMAROSON, ny 17 martsa 2023....
par Dir Com | Mar 20, 2023 | Dircom
Hatsangana ao Iavoloha Atsimondrano ny Kianja manarapenitra hoan’ny klioban’ny CFFA-Andoharanofotsy izay fotodrafitrasa lehibe sy tsy mena-mitaha. Hatsangana ho an’ny tanora sy ny mpanao fanatanjahantena ary ho ambohipihaonan’ny...
par Dir Com | Mar 20, 2023 | Dircom
Notanterahina ny 15 martsa 2023 tao amin’ny kianja Barea Mahamasina ny dinika ara-teknika izay niarahana tamin’ny solontena avy amin’ny Minisiteran’ny Asa, Fampananan’Asa sy Asam-panjakana ary ny Lalàna Sosialy, sy ny avy ao amin’ny...
par Dir Com | Mar 20, 2023 | Dircom
Nanatanteraka fihaonana ara-tekinika tao Ihosy ny delegasiona izay notarihan’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, notronin’ ireo tompon’adraikim-panjakana rehetra tao an-toerana sy ny orinasa miandraikitra sy misahana ny fananganana ny Kianja mitafo...
par Dir Com | Mar 20, 2023 | Dircom
Nandritra ny fitsidiham-paritra izay nataon’ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA tao Toliara dia anisan’ireo toerana notsidihany ihany koa ny tao amin’ny Oniversite Maninday ny faha 13 martsa 2023. Nandritra...