FOOTBALL : QUALIFICATION CHAN 2023
Miarahaba ny ekipam-pirenena Barea CHAN tafiakatra amin’ny dingana farany amin’ny lalao fifanitsanana ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika CHAN 2023.
Miarahaba ny ekipam-pirenena Barea CHAN tafiakatra amin’ny dingana farany amin’ny lalao fifanitsanana ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika CHAN 2023.
Notontosaina ny 29 hatramin’ny 30 Jolay 2022, tetsy amin’ny Kianja mitafo Ankorondrano ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny taranja « Teqball ».
Nisy ny valan-dresaka niarahana tamin’ireo mpanao gazety ny 29 Jolay 2022, izay notanterahina tao amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina.
Copyright © DSI 2025