par Dir Com | Mar 1, 2022 | Dircom
Tao aorian’Ankazoabo, dia nandalo Sakaraha sy ny Kaominina Bezaha ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Hawel MAMOD’ALI sy ny ekipany. Tao Sakaraha, nijery ny fandrosoan’ny fanamboarana Gymnase, nijery ny Kianja Foot sy ny Basket ary nanolotra Jeu...