FANKALAZANA NY 8 MARTSA 2022

FANKALAZANA NY 8 MARTSA 2022

Tsy nataon’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ambanin-javatra ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena hoan’ny vehivavy na ny 8 Mars, izay andro fankalazana izany. Ao amin’ny renivohitrin’ny Faritra Vakinakaratra no...
ANTSIRABE: FANKALAZANA NY 8 MARTSA 2022.

ANTSIRABE: FANKALAZANA NY 8 MARTSA 2022.

Amin’izao ankatoky ny fankalazana ny andron’ny vehivavy 08 Martsa 2022 izao, dia nisy ny « match de GALA » izay notanterahina ny 6 Martsa 2022, izay natao teto amin’ny kianjan’ ACMIL Antsirabe izay nifanaovan’ny FIVAPOVA(...
FEDERASIONA MALAGASY KICK BOXING: FIFIDIANANA FILOHA

FEDERASIONA MALAGASY KICK BOXING: FIFIDIANANA FILOHA

Tanteraka ny faha 6 Martsa 2022, tao amin’ny Akademia Nasionalin’ny Fanatanjahantena (ANS) Ampefiloha, ny fifidianana izay ho filohan’ny Federasiona Malagasy ny taranja Kick Boxing. Voafidy hitantana izany, Atoa LYLISON René de Roland, raha nazaho vato 5 avy...