par celcom | Mar 15, 2022 | Jeunesse
SOKAFANA INDRAY AO ANATIN’NY FIFANDRIMBONAN’NY TANORA Manana Maison des Jeunes ny tanora ao an’Anosibe an’Ala saingy fsy nisitraka izany ireo tanora noho izy zary lasa fitoeran’entana efa simba sy lao efa an-taonany maro. Mandritra izao...
par celcom | Mar 15, 2022 | Jeunesse
Manatanteraka atrik’asa ho fanavaozana sy fandikana amin’ny fiteny frantsay ny boky fampiofanana ny tanora« Life skills » ny eo anivon’ny « Direction générale de la Jeunesse » miaraka amin’ireo teknisiana eo anivon’ny Ministra Lefitra misahana ny tanora sy ny...
par celcom | Mar 15, 2022 | Jeunesse
Potika vokatry ny rivo-doza ANA ny efitrano fianarana iray eto amin’ny EPP Vohibola, ZAP Anosibe an’ala. Izay no hita maso ao anatin’ny fidinan’ny Ministra Coach » ny Faritra Alaotra Mangoro, Ramatoa Juliana RATOVOSON, no sady Minisitra...
par celcom | Mar 15, 2022 | Jeunesse
Tsy misy DISTRIKA hadino raha mbola niaran’ny fahavoazana nafitsoky ny rivodoza Batsirai. Nanatanteraka ny adidy nankinina taminy amin’ny fizarana ireo Vatsy Tsinjo avy amin’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA, ny Ministra Lefitra misahana ny Tanora...
par celcom | Mar 15, 2022 | Jeunesse
Araka ny baiko izay nomen’ny Filohan’ny Repoblika Andry Nirina RAJOELINA dia nanatanteraka fidinana ifotony tany Anosibe an’ Ala niaraka tamin’ireo mpiara-miasa aminy ny Minisitra Lefitra misahana ny tanora Juliana Ratovoson. Mijery akaiky ny...