par Dir Com | Sep 11, 2021 | Non classé
Nanatanteraka valan-dresaka tao amin’ny Le Centell Hôtel & Spa omaly 10 Septambra 2021 ny Ministra lefitra misahana ny Tanora, Ramatoa Juliana RATOVOSON, mahakasika ny fifaninanana ady sisika na « concours de plaidoyer » ho an’ny fisitrahan’ny...
par Dir Com | Sep 10, 2021 | Non classé
Tonga nanokatra ny hetsika izay karakarain’ny fikambanana Menabe connexion ny 10-11-12 Septambra 2021 ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Andriamatoa MAMOD’ALI HAWEL no sady filohan’ity fikambanana ity, anio 10 Septambra 2021 tao Morondava....
par Dir Com | Sep 9, 2021 | Non classé
Tanterahana ao Antsiranana, renivohitry ny Faritra Diana ny 6 hatramin’ny 11 septambra 2021 ny fametrahana sy fampiofanana ireo JRC miisa 30 mianadahy sy ireo coaches. Ny JRC dia zatovo sy tanora 12 hatramin’ny 18 taona mamokatra fandaharana miompana...
par Dir Com | Sep 6, 2021 | Non classé
Vita androany 05 septambra 2021 ny Fiadiana izay ho tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny Taranja Athlétisme teny amin’ny kianja Alarobia. Voalohany tamin’izany ny Faritra Atsimo Andrefana nahazo Medailles 27, faha 2 Analamanga ary faha3...
par Dir Com | Sep 6, 2021 | Non classé
Antsika Malagasy rehetra manerana an’i Madagasikara ny Kianja BAREA. Tokony ho saro-piaro isika amin’ny fitandroana ity fotodrafitrasa lehibe ity, satria sady fananana iombonana ny Kianja BAREA no sady fananam-pirenena. Io no kianja hiarovana ny...