par Dir Com | Sep 17, 2021 | Non classé
Hisy ny hetsika fampirantiana ny tantaran’ny RUGBY GASY izay tanterahina manomboka ny 16 Septambra hatramin’ny 26 Novambra 2021.Hetsika eo ambany fiahian’ny Minisitry ny tanora sy ny fanatanjahantena, Andriamatoa MAMOD’ALI Hawel, sy...
par Dir Com | Sep 17, 2021 | Non classé
Tonga nanao fitsidihana ara-pomba ofisialy an’Andriamatoa MAMOD’ALI Hawel, Minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena anio 16 Septambra 2021 tao amin’ny biraony teto Ambohijatovo i Ramatoa Yvette SYLLA, Masoivohom-pirenena, misolontena ...
par Dir Com | Sep 15, 2021 | Non classé
Hiatrika ny lalao miverina an’i Lusaka ny Alahady izao ny CFFA izay hifanandrina amin’ny Kabwe Warriors Zambie ao anatin’ny fiadiana ny amboaran’ny Kaofederasiona. Nanome ny tapakilan’ny fiaramanidina ho an’ireo delegasiona...
par Dir Com | Sep 15, 2021 | Non classé
Nanomboka anio 13 septembre 2021 ny atrikasa hamaritana ny paikady enti-mampiroborobo ny tanora eto Madagasikara izay niompana tamin’ny famolavolana ny tari-dalana hanatanterahana ny paikady nasionaly « FANOITRA » ho amin’ny fizakan-tena ny tanora sy ny...
par Dir Com | Sep 11, 2021 | Non classé
Mizotra araka ny tokony ho izy ny fampiofanana ireo Junior Reporters Clubs miisa 30 mianadahy. Ampiofanina azy ireo mandritra izany ny lohahevitra mifandraika amin’ny fiainan’ny zatovo sy ny tanora, ny fihetsika fototra fanaon’ny ankohonana, ny...