TOLIARA: KIANJA MANARAPENITRA « MAITRE KIRA »

TOLIARA: KIANJA MANARAPENITRA « MAITRE KIRA »

Taorian’ny fitsidihina ny kianja mitafo  tao Toliara dia tonga nijery ny fandrosoan’ny asa fanamboarana ny kianja manarapenitra « Maitre Kira » ihany koa  ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa Tinoka Roberto androany30 May...
TOLIARA:  FANANGANANA KIANJA MITAFO  MANARAPENITRA

TOLIARA: FANANGANANA KIANJA MITAFO MANARAPENITRA

Nidina ifotony nijery ny fandrosoan’ny asa fanamboarana ny Kianja manarampenitra taoToliara ny Minisitry ny Tanora sy Fanatanjahantena Andriamatoa TINOKA Robertoizay sady Minisitra Coach ao Toliara androany 30 May 2021. Notronin’ireo manam-pahefana...
PBF: FIVORIAN’NY KOMITY MPITANTANA

PBF: FIVORIAN’NY KOMITY MPITANTANA

Tontosa androany ny fivoriana nataon’ny Komity mpitantana ny  PBF (Fonds pour la consolidation de la paix ) izay nanaovana tomban’ezaka ireo tetikasa tanterahina any amin’ny Faritra Atsimo. Ny Praiministra Ntsay Christian no nitarika ny...