par Dir Com | Avr 26, 2021 | Non classé
Notanterahina ny faha-23 ny volana Aprily 2021 ny fivoriambe iraisam-pirenena virtoaly momba ny fanatanjahantena ho an’ny fampandrosoana izay nifantoka tamin’ny lohahevitra » Fiantraikan’ny fanatanjahantena amin’ny lafiny ara-tsosialy. »...
par Dir Com | Avr 26, 2021 | Non classé
Amin’ny maha filohan’ny komity iraisam-pirenena eo anivon’ny UNESCO momba ny fanabeazana ara-batana sy fanatanjahantena (CIGEPS) azy, Ramatoa RAKOTOZAFY Rosa, Tale jeneralin’ny Fanatanjahantena eo anivon’ny Minisiteran’ny Tanora sy...
par Dir Com | Avr 21, 2021 | Non classé
Nifarana androany 21 aprily 2021 ny atrikasa namolavolana ny tondrozotra mahakasika ny U-Report Madagasikara sy ny fanomanana mialoha ny fampahafantarana amin’ny fomba ofisialy ity tetikasa ity. Naharitra roa andro ny atrikasa izay notanterahina tao...
par Dir Com | Avr 20, 2021 | Non classé
Nanomboka anio ary hifarana ny 21 aprily 2021 izao ao amin’ny Carlton Anosy ny atrikasa mikasika ny U-Report eto Madagasikara izay karakarain’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena tohanan’ny UNICEF Madagasikara...
par Dir Com | Avr 17, 2021 | Non classé
Le programme de bourses d’études Global Citizen habilite des jeunes exceptionnels en facilitant leur participation à des conférences internationales ainsi qu’à des formations académiques sur mesure de courte durée pour les soutenir et les encadrer...