par dsimjs | Jan 18, 2021 | Non classé
LALAO GORISA Tontosa omaly Alahady 17 Janoary 2021 tetsy amin’ny araben’ny fahaleovantena Soarano ny dingana famaranana ny lalao Gorisa izay nandraisan’ireo tanora maro mpankafy skateboard sy BMX anjara.Toy izao ireo vokatra farany tamin’izany fifaninanana izany....
par dsimjs | Jan 18, 2021 | Non classé
L’ambassade de France à Madagascar, l’Académie nationale des Sports, en collaboration avec La Maison du Sport, lance un appel à manifestation d’intérêt à l’intention des jeunes sportifs, fille et garçons de 15 à 25 ans toutes disciplines sportives confondues ou dans...
par dsimjs | Jan 14, 2021 | Non classé
Ny Fikambanana Gorisa Gorisa izay miara-miasa amin’ny Fitaleavam-paritry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena eto Analamanga ( DRJS) ary ny Fiadidiana ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra (CUA) dia manolotra ho antsika ny hetsika lalao famaranana « GORISA » ny...
par dsimjs | Jan 12, 2021 | Non classé
Taorian’ny fananganan-tsaina dia nampivory avy hatrany ireo Tale isan-tsokajiny teto amin’ny Ministeran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena, Andriamatoa Minisitra TINOKA Roberto ka nanomezany ny Paikady hoenti-miasa amin’ity taona 2021 ity....
par dsimjs | Jan 12, 2021 | Non classé
Tanteraka androany Alatsinainy faha 11 janoary 2021, ny fananganan-tsaina voaloany teo anivon’ny Ministeran’ ny Tanora sy ny Fanatanjahantena. “Ho taom-pahasoavana ho lavitry ny ratsy, ary hitondra antsika ho amin’ny fahombiazana amin’izay rehetra ho kasaina sy...