
« PÔLE-EMPLOI JEUNES » « FARADOFAY : FANOMEZAN-DANJA NY SEHA-PIHARIANA HO AN’NY TANORA »
Fandaharan`asan`ny minisiteran`ny tanora sy ny fanatanjahantena izay tarihan` Andriamatoa Minisitra Tinoka Roberto ny fanohanana sy fiahiana ireo tanora eo amin`ny lafiny fandraharahana. Nisitraka izany fanohanana […]