AFRICAN CHAMPIONSHIPS SENIOR  ANTANANARIVO 2020

AFRICAN CHAMPIONSHIPS SENIOR ANTANANARIVO 2020

JUDO : LALAO IADIANA NY TOMPONDAKAN’NY AFRIKA ETO MADAGASIKARA Notanterahina androany 17 desambra 2020 ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny Lalao afrikana andiany faha-41 iadiana izay ho tompondaka eo amin’ny taranja Judo. Ny Filoha lefitry ny...
PÔLE EMPLOI JEUNES « AMBOVOMBE ANDROY « 

PÔLE EMPLOI JEUNES « AMBOVOMBE ANDROY « 

FIHARIANA ARAK’ASA HO AN’NY TANORA Fandaharan’asa manokan’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ny fanohanana ireo taniketsan’ny tanora mpandraharaha manerana an’ny Madagasikara. Nisitraka ity tetikasa ity ny tanora...