par dsimjs | Oct 24, 2020 | Non classé
Tsy afa-misaraka amin’ny fampandraisana andraikitra ny tanora ny fampandrosoana ny firenena. Noho izany nandroso vahaolana amin’ny ady atao amin’ny tsy fanjariana ara-tsakafo aty atsimo ny Minisiteran’ny tanora sy ny fanatanjahantena izay...
par dsimjs | Oct 24, 2020 | Non classé
Notanterahina anio Asabotsy 24/10/20 ny fametrahana ara-pomba ôfisialy ireo Ben’ny tanàna rehetra voafidy tato amin’ny distrikan’i Ambovombe Androy. Tonga nampisalotra samboady azy ireo ny Minisitry ny tanora sy fanatanjahantena no sady Minisitra...
par dsimjs | Oct 23, 2020 | Non classé
Taorinan’ny fiofanana izay nomena nandritran’ny 4 andro misesy, dia miisa 30 mianadahy ireo tanora handrafitra ny Junior Reporters clubs ato amin’ny Faritra Analamanga.Ny tanjona dia ny hampiroboroboana ny fahafaha-miteny sy fandraisana anjaran’ny...
par dsimjs | Oct 22, 2020 | Non classé
Ho fampiharana ny paik’ady vaovao hitsinjovana ireo tanora, izay napetraky ny Minisitry ny tanora sy fanatanjahantena,Atoa TINOKA Roberto, dia manatanteraka fidinana ifotony aty amin’ny Faritra Androy ny delegasiona izay tarihin’ny Ramatoa Tale...