Notanterahina ny faha 30 sy 31 oktobra 2020 tao amin’ny Novotel Antananarivo ny YouthConnekt « Fanoitra » eto Madagasikara. Programa iarahan’ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena sy ny Pnud Madagascar. Nosokafana tamin’ny ady hevitra momba ny tontolon’ny fandraharahan’ny tanora izany ary nanaraka izany ny fandraisam-pitenenana izay notarihin’i Atoa Sekretera Jeneraly nisolo tena ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena,Atoa TINOKA Roberto
Diplomasia ara-panatanjahantena: Minisitra Marson Moustapha Abdulah tao amin’ny Foara Fanatanjahantena Iraisam-pirenena tany Ejipta
Le Ministre de la Jeunesse et des Sports de Madagascar, Marson Moustapha Abdulah, a honoré de sa présence l’ouverture du Salon International du Sport en Égypte, c'était hier matin en présence du Premier Ministre égyptien, Moustapha Madbouli, et du Ministre...







