YOUTH CONNEKT MADAGASCAR

FANTATRAO VE NY  YouthConnekt?
Iray amin’ireo fandaharanasan’ny Ministère de la Jeunesse et des Sports entina mampiroborobo ny sehatry ny Fandraharahana ho an’ny Tanora ny YouthConnekt.
Araho anatin’ity horonantsary fanadihadiana ity ny fintina mahakasika izany.

Autre Articles

YOUTHCONNEKT MADAGASCAR: TANORA MANDRAFITRA NY HO AVY

Nanomboka ny taona 2017 i Madagasikara no niatrika voalohany ny Fihaonana antampon'ny YouthConnekt Africa. Hatramin'izao dia miezaka sy tsy mikely soroka ny fitondram-panjakana malagasy sy ireo mpiara-miombon'antoka mikatsaka mandrankariva ny fomba hampivoarana sy ho...