Vaovao samihafa

Tontosa ny 12 jona 2025 tao amin’ny Lapan’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Mahamasina ny Diniky ny Taranaka Mifandimby, izay hetsika
Hisolo tena an’i Madagasikara amin’ny fiadiana ny tompondaka eran-tany amin’ny taranja Judo, izay hotanterahina any Budapest ny 13 ka hatramin’ny
Nanatanteraka fitsidihana ara-pomba fanajana tamin’Andriamatoa Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, MARSON MOUSTAPHA Abdulah, ny Filohan’ny Confédération Africaine de Handball,
Ambohijatovo, 30 may 2025. Nandray an’Andriamatoa Badaru WILSONBADU, Ambasadaoron’i Inde eto Madagasikara, ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa
Notanterahina ny 22 may 2025 tao amin’ny lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina ny atrikasa “Youth Foresight Fellowship” na “Vatsim-pianarana ho an’ny Tanora”.
Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ny alatsinainy 26 may ny fiofanana natokana ho an’ny tanora miisa 440 avy amin’ny faritra Toliara,
Tontosa ny 23 sy 24 may 2025 tao amin’ny Kaominina ambanivohitra Morombe, Faritra Atsimo Andrefana, ny hetsika “Tranoeva ho an’ny
Nosokafana tao amin’ny QG Tanora ny fiofanana ho an’ny mpampiofana amin’ny Fampianarana Feno momba ny Fananahana (ECS), izay haharitra herinandro.
Nandritra ny Fivoriambe faha-40 an’ireo Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ao anatin’ny Frankofonia, izay notanterahana tao Rabat Maraoka ny
Nanomboka ny Alarobia 14 may ary hitohy hatramin’ny Zoma 16 may 2025 ao amin’ny QG Tanora Ankorondrano ny fiofanana ho