Vaovao samihafa

Notoloran’Andriamatoa Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, MARSON Moustapha , ny certificat de reconnaissance ny 29 sy 30 Jona 2025,
Alahady 29 jona 2025, nankalazaina tamin’ny fomba manetriketrika ny andro Iraisam-pirenena ho an’ny Fanatanjahantena teto Antananarivo. Nisy ny Trail Urbain
Nodimandry ny alakamisy 26 jona 2025, teo amin’ny faha-73 taonany Andriamatoa Alexandre Edmond Beranto, olo-manga sady olo-panjakana niavaka teo amin’ny
Notanterahina ny alatsinainy 23 jona 2025 tao amin’ny Antenimieran’ny Varotra sy ny Indostria Antaninarenina, ny Business Forum Madagascar – Egypte.
Nankalazaina ny 23 jona 2025 ny Andro Afrikanina ho an’ny Asam-panjakana. Nandritra izany dia nitondra fankaherezana ho an’ireo mpiasam-panjakana rehetra
Notanterahina ny Zoma 20 Jona 2025 tao amin’ny efitrano HAVORIA Anosy ny lanonana ofisialy nanokafana ny fifaninanana “Rallye des Industries”.
Tontosa ny alakamisy 19 jona tao amin’ny Radisson Hotel Ambodivona ny fanokafana ny tetikasa TAFA, izay hetsika entin’ny Masoivohon’i Frantsa
Ny alakamisy 19 jona 2025 teo dia nandray ny Association Khoja Shia de Madagascar (ASKIAM) ny minisitra MARSON Moustapha. Tonga
Ny 28, 29 ary 30 jona ho avy izao no hankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny fanatanjahantena. Andao hitaiza vatana
Nisy ny fihaonana tamin’ny mpanao gazety ny talata 17 jona 2025 tetsy amin’ny lapan’ny Kolontsaina sy ny Fanatanjahantena Mahamasina mahakasika