Natomboka ny zoma 18 jolay 2025 tao amin’ny Lapan’ny Kolontsaina sy Fanatanjahantena Mahamasina ny Fihaonamben’ny Tanora eto amin’ny Ranomasimbe Indianina
Nifarana ny sabotsy 12 jolay tao amin'ny Gymnase SOAFENO Antsiranana ny fihaonamben'ny tanora nokarakarain'ny Minisiteran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena sy
Mitohy ny fanatanterahana ny fihaonamben’ny tanora ho an’ny faritanin’Antsiranana. Tafiditra anatin’izany fihaonana izany ny hetsika Tanora Mandrafitra ny Ho Avy,
Naneho fankasitrahana sy fahatsiarovana manokana ho an’ireo atleta malagasy izay nanandratra avo ny voninahi-pirenena teo amin’ny sehatra ara-panatanjahantena ny Fitondram-panjakana,