Vaovao samihafa

Tontosa ny 23 aogositra 2025 tao amin'ny lapan'ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina ny seho "Match de gala" eo amin'ny
Notoloran’ny fitondram-panjakana tarihin'ny Filohan'ny Repoblika, Andriamatoa Andry Rajoelina ny tapakila, ny vatsin-dalana, ary ny anto-bola ho fandraisana anjara amin’ny « Championnat
Tontosa soa aman-tsara ny fihaonambe an-tampon'ny SADC izay nampiantranoana tetsy amin'ny CCI Ivato, ny alahady 17 aogositra 2025. Ny Minisiteran’ny
Notanterahina tetsy amin'ny QG Tanora, Ankorondrano, ny 15 sy 16 aogositra 2025 ny Southern Africa Youth Forum (SAYoF) andiany faha-7.
Nanokatra tamin’ny fomba ofisialy ny tsenaben’ny tanora andiany faharoa, tetsy amin’ny tokontany malalaky ny Lapan’ny Kolontsaina sy Fanatanjahantena Mahamasina, ny
Ny 12 aogositra no fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny tanora, izay ankalazaina manerana ny nosy. Ny lohahevitra amin’ity taona
Manome lanja hatrany ny fifanankalozana sy ny fiaraha-miasa eo amin’ny lafiny tanora sy fanatanjahantena araka ny toromarika avy amin’ny Filohan’ny
Miditra an-tsehatra androany 4 aogositra 2025 ny tanora malagasy izay mandray anjara amin’ny fihaonana an-tampon'ny Antenimieran'ny Tanora eto amin'ny Ranomasimbe
Ny zoma 1 aogositra 2025, tao Mahajanga, no nosokafana tamin'ny fomba ofisialy ny fifaninanana ara-panatanjahantena ho an'ny mpiasam-panjakana, ASIEF 2025.
Ny 31 Jolay 2025, tetsy amin’ny Carlton Anosy, no nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny atrikasa famolavolana ny paikady nasionaly ho