Vaovao samihafa

Notanterahina ny Alarobia 16 Jolay 2025 teny amin’ny Foiben’ny Akademia Malagasy, Tsimbazaza, ny “Andro Ara-tsiansa faharoa”, hetsika nokarakarain’ny Fikambanana Malagasy
Nifarana ny sabotsy 12 jolay tao amin'ny Gymnase SOAFENO Antsiranana ny fihaonamben'ny tanora nokarakarain'ny Minisiteran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena sy
Mitohy ny fanatanterahana ny fihaonamben’ny tanora ho an’ny faritanin’Antsiranana. Tafiditra anatin’izany fihaonana izany ny hetsika Tanora Mandrafitra ny Ho Avy,
Nisongadina indray ny ekipam-pirenena malagasy amin’ny taranja tsipy kanetibe, ka nanoratra pejy vaovao teo amin’ny tantara iraisam-pirenena. Voahosotra ho tompondaka
Nihaona tamin’ny Minisitra Moustapha Marson ny talata 8 jolay 2025 tao amin’ny biraony teto Ambohijatovo ny loholon’i Madagasikara sady sojaben'ny
Naneho fankasitrahana sy fahatsiarovana manokana ho an’ireo atleta malagasy izay nanandratra avo ny voninahi-pirenena teo amin’ny sehatra ara-panatanjahantena ny Fitondram-panjakana,
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny 2 jolay 2025 ny fihaonamben’ny tanora ho an’ny faritanin’i Fianarantsoa, hetsika izay karakarain’ny Minisiteran’ny Tanora
Nihaona tamin’ny minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa Marson Moustapha, ny alatsinainy 30 jona 2025 tao Ambohijatovo ny solontena
Nahazo vokatra tsara i Madagasikara tamin'ny alalan'i Randrianaivo Hajaina tamin’ny fandreseny sy nahazoany medaly volamena sokajy -50 kg nandritra ny
Notoloran’Andriamatoa Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, MARSON Moustapha , ny certificat de reconnaissance ny 29 sy 30 Jona 2025,