Mandray anjara amin’ny fihaonambe iraisam-pirenena mahakasika ny fiovaovan’ny toetrandro ny minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, RASAMBANY Alain Désiré izay
Haverina amin'ny Minisiteran'ny Tanora sy fanatanjahantena tanteraka ny fitantanana ny kianja Barea. Hitohy araka izany ny asa mifandraika amin'ny fepetra
Notanterahana tetsy Ambohijatovo ny 6 Novambra 2025 ny fifanaovan-tsonia fiaraha-miasa teo amin’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena sy ny fikambanana
Notanterahana ny fihaonana voalohany niarahana tamin’ny mpiara-miombon’antoka ho fanohanana ireo fandaharanasa mikasika ny tanora sy ny fanatanjahantena eto Madagasikara. Nanolotra
Hisokatra malalaka ho an'ny mpanao gazety rehetra ny loharanom-baovao eo anivon'ny Minisiteran'ny tanora sy ny fanatanjahantena mba hisian'ny mangaraharaha .
Noraisin’ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa RASAMBANY Alain Désiré, tao amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina, ny 3 novambra 2025,
Ho fampiroboroboana ny fanatanjahantena eto Madagasikara, nihaona tamin'ireo solotenan'ny federasiaonina ara-panatanjahantena malagasy ny Minisitry ny Tanora sy ny fanatanjahantena, Andriamatoa