Vaovao samihafa

Nitsidika ny kianja Maitre Kira ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Alain Désiré RASAMBANY, ny 01 desambra 2025 niaraka
Nidina ifotony , nitafa , nanazava politika niresaka mivantana tamin’ny mpianatra ny Minisitra telo mirahalahy. Ny Minisitry ny Harena an-kibon’ny
Misongadina ny asa ho an'ny tanora , faly ny vahoaka tao Toliara raha nandray ny filohan'ny fanavaozana ny Repoblika sy
Ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena dia manome lanja ny fahasalamana sy ny fiarovana ny tanora malagasy. Ho fampiharana izany,
Ao anatin’ny fampiharana ny sehatra nomérika « iParticipate », izay tohanan’ny Programan’ny Firenena Mikambana misahana ny Fampandrosoana (PNUD), amin’ny alalan’ny
‎Nanantanteraka fitsidihana ara-teknika ny Kianja Barea Mahamasina, ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa RASAMBANY Alain Désiré, ny 26
‎Noraisin'Andriamatoa Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika tao Iavoloha, ny 25 novambra 2025 ireo atleta Malagasy nahazo vokatra miavaka teo amin’ny taranja
Notanterahana ny 21 novambra 2025 tao amin’ny QG Tanora Ankorondrano ny Fararanon-kevitra andiany faha-3, miompana amin’ny lohahevitra « Ny fahavitan-tena ara-tsakafo :
Nitarika ny fananganan-tsaina ny alatsinainy 24 novambra tetsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy fanatanjahantena Mahamasina ny minisitra RASAMBANY Alain Désiré. Nanotrona
Notanterahina tao amin’ny Lapan'ny Fanatanjahantena Mahamasina ny 21 Novambra 2025 ny fivoriana voalohany ho fanavaozana ny Politika Nasionaly momba ny