Vaovao samihafa

Tontosa ny 19 aprily 2025 ny lanonam-pamaranana ny fihaonamben'ny tanora Afrikanina, momba ny toekarena manga, andiany faharoa na ny FOJAEB.
Nosokafan’ny lehiben’ny kabinetra ao amin’ny Biraon’ny Firenena Mikambana misahana ny Tanora, Andriamatoa Elizeu Chaves Jr tamin’ny fomba ofisialy ny 15 
Misolo-tena ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, mandray anjara amin’ny "Dialogue des États Insulaires sur la Stratégie de la Jeunesse",
Ny ECOSOC 2025 Youth Forum miaraka amin'ireo sampan-draharaha samihafa eo anivon'ny Firenena Mikambana (PNUD, UNESCO, UNICEF, UNFPA, sns.) dia  mikarakara
Notanterahana tao amin’ny kianja monisipaly Arivonimamo ny 9 aprily 2025 ny hetsika baolina lavalava an-tsekoly tamin’ny alalan’ny tetikasa “Rugby Rising
Tonga eto Madagasikara Andriamatoa Dingam HONON-HORBE. Tomponandraikitra misahana ny fandaharan'asa ho an'ny tanora ao amin'ny CONFEJES. Hamita iraka eto an-toerana
Notanterahana tao amin'ny kianjan'ny kanto Mahamasina ny alahady 6 aprily 2025 ny andiany voalohany amin'ny Morengy Iarivo. Afa-po tanteraka ireo