Vaovao samihafa

Tontosa teto Antananarivo ny andiany faha-10 ny "Forum Africain des Jeunes" sy ny andiany faha-19 ny "Conférence Africaine du Scoutisme"
Notanterahana teny amin'ny Qg Tanora Ankorondrano ny zoma 19 septambra 2025 lasa teo ny fanokafana ofisialy ny fankalazana ny andro
Fitsidihana ara-pomba fifanajana ny Minisitry ny Tanora sy Fanatanjahantena, Andriamatoa Moustapha Marson no nanombohan'ny iraky ny Hub-YouthConnekt Africa Summit, avy
Tontosa araka ny tetiandron'ny fitondram-panjakana tarihin'ny Filohan'ny Repoblika, Andriamatoa Andry Rajoelina sy ny Praiminisitra, Andriamatoa Ntsay Christian ny fametrahana ny
Notontosaina ny sabotsy 13 septambra 2025 teny amin’ny QG Tanora Ankorondrano ny hetsika manokana ho an’ny zon’ny tanora sy ny
Tanora lahy sy vavy avy amin'ny Distrikan’Ambohidratrimo sy ny Fikambanana samihafa toy ny VTI TMV Ts'art sy ny VTI TMamiratra
Taorian’ny fandraisana makotroka ny Barea an’i Madagasikara teny Mahamasina dia notoloran’ny Filohan’ny Repoblika, Andriamatoa Andry Rajoelina, marim-pankasitrahana teny amin’ny lapam-panjakana
Nigadona an-tanindrazana ny alahady 31 aogositra 2025 ireo mpilalaon’ny Barea an’i Madagasikara rehefa avy niady ny lalao famaranan’ny CHAN 2025
Tantara vaovao no nosoratan’ny Barea an’i Madagasikara. Hifandona amin’i Maroc amin’ny sabotsy 30 aogositra 2025 izao ny ekipan’ny Barea rehefa
Tontosa ny 23 aogositra 2025 tao amin'ny lapan'ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina ny seho "Match de gala" eo amin'ny