
Notontosaina androany 1 febroary 2021 ny fametrahana ireo mpiasan’ny fitsarana 12 tany amin’ny Faritany Toliara.
Tonga nanome voninahitra izany tany an-toerana ny solotenan’ny Governemanta Andriamatoa Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena TINOKA Roberto no sady Minisitra « coach » ho an’ny Faritra Toliara; ny Tale kabinetran’ny Ministeran’ny Fitsarana,Ramatoa Savatsarah Raby; ny Governora ny Faritra Atsimo Andrefana Dr Edally Ranoelson.
Izany dia notronin’ireo manam -pahefana isan-tsokajiny ao an-toerana, nahitana ny Préfet, ny Depioten’i Toliara I, ireo Ben’ny Tanàna avy ao amin’ny kaominina ambanivohitry Belalanda sy Mitsinjo Betanimena ary ireo mpitsara rehetra tao amin’ny lapan’ny fitsarana tany an-toerana sy ireo olona manan-kaja sivily sy miaramila.
TRIBUNAL DE TULEAR: 12 nouveaux personnel.
Aujourd’hui, 01 février 2021, douze (12) personnel du tribunal ont rejoint leur poste dans la province de Tuléar. Le Ministre de la Jeunesse et des Sports, TINOKA Roberto, représentant du gouvernement et ministre coach de la région, le directeur de cabinet du Ministère de la Justice, Madame Savatsarah RABY, le gouverneur de la région Atsimo-Andrefana, Dr. Edally Ranoelson, ont honoré de leur présence à l’évènement. Aussi, diverses autorités locales y ont assisté : le préfet, le député de Tuléar I, les maires des communes rurales de Belalanda et de Mitsinjo Betanimena, et tous les juges du palais de la justice ainsi que les autorités civiles et militaires.